Entry kianina (kiana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tsinina: Kianin' ny maro ny fitondran' io lehilahy io ka inoana fa tsy haharitra [1.1]
Explanations in English To be criticized [1.7]
Explanations in French à quoi on trouve un défaut; [1.8]
Morphology 
Present : kianina, kianiko, kianinao, kianiny, kianintsika, kianinay, kianinareo, kianin', kianin-, kianim-, kiani-
Past : nokianina, nokianiko, nokianinao, nokianiny, nokianintsika, nokianinay, nokianinareo, nokianin', nokianin-, nokianim-, nokiani-
Future : hokianina, hokianiko, hokianinao, hokianiny, hokianintsika, hokianinay, hokianinareo, hokianin', hokianin-, hokianim-, hokiani-
Imperative : kiano

Updated on 2023/01/20