| Entry | 1 kiampongaponga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa [1.1] |
| Vocabulary | 4 Game |
| Updated on 2025/09/12 |
|