| Entry | 1 kiahina |
| Root | 2 kiaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Rangotina; endahan-koditra: Nokiahin' ny sakaizany ny tanan' ny zandriko
5 Asiana soritra kely amin-javatra: Kiahina amin' ny vy kely ohatra ny penina ny hoditra rehefa manao vakisiny 6 Faohina, paohina, ngoahana: Hokiahin' ny rano itỳ tany ambany itỳ fa asio aro riaka [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be scratched
[1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on effleure ou égratigne en passant
[1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 13 ankihia, 14 ihikana, 15 kaihina, kiahina |
| Updated on 2025/11/17 |
|