Entry Ketaka
Part of speech name (first name)
Malagasy definition Anarana entina manondro zazavavy kely: Lasa nianatra Ikoto sy Iketaka
¶ Indraindray koa anarana entina miantso zazavavy mba hisolo izay tena anarany raha sendra tsy fantatra na hadino: Ento atỳ ange io antsy io, ry Ketaka itỳ [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Other spellings 
Examples 
1Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [Andraina: I Vola, page 7]
2ka indro Ketaka, tsy vavy io fa Lahy; [Callet: Tantara, page 1121]

2013/11/24