| Entry | 1 keoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin' ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana [1.1] 4 tatatra kely atao amin'ny piesy iray [1.13] |
| Explanations in French |
5 gorge, cannelure [1.13] |
| Vocabulary | 6 Technology |
| Anagrams | 7 akoke, 8 kaoke, 9 keoka, 10 koake |
| Updated on 2025/09/12 |
|