| Entry | 1 kenakenaina |
| Root | 2 kenakena |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entina ampitandremana fatratra:
5 Kenakenaony fitondranao ireto atody ireto sao vaky 6 Entina amin-kamorana loatra, am-panaovana rainazy: 7 Nokenakenainao loatra ny fitondrana ny zanakao ka nanjary malemy sy sarotsarotiny ilay izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 13 ikenakenana, kenakenaina |
| Updated on 2025/11/17 |
|