| Entry | 1 kavia |
| Root | 2 havia |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana).
[1.1] |
| Explanations in English |
5 left-handed.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 gaucher.
[1.8] |
| Examples |
7 Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra.
[2.436#]
|
| Antonyms | 8 kavanana |
| Anagrams | 9 akavy, 10 ivaka, 11 kavia, 12 vaika, 13 viaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|