|
|
|
|

Entry1  katsa-drahana
Elementary words  2 katsaka, 3 rahana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 katsaka andrahoina amin' ny taolany, dia ahahy, ary rehefa maina, kofoina hiala amin' ny taolany dia tehirizina, ka rehefa hohanina vao totoina sy andrahoina indray [1.1]

Updated on 2025/09/12