| Entry | 1 katrohana |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 katroka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana |
| Explanations in English |
9 [1.7] to be bumped or banged against to be done with zele and effort |
| Explanations in French |
10 [1.8] contre quoi on se heurte, qu'on heurte qu'on fait avec zèle |
| Anagrams | 11 hakotrana, hanakotra, hanatroka, hanokatra, harantako, katrohana, nokatraha |
| Updated on 2025/07/29 |
|