|
|
|
|

Entry1  katibo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona mpitahiry sy mpitandrina ny sorabe, ka olona mahay mamaky sy manoratra izy io ary fantatra marina ny mahataranak' Arabo azy marindrano [Taimoro] [1.1]

Anagrams  4 katibo, 5 kibota, 6 taboky

Updated on 2025/09/12