Entry katesizy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fivavahana katolika) Fampianarana ny fotopototry ny finoana kristianina. Boky kely misy ny fotopototry ny fampianarana sy fitsipi-pitondran-tena kristianina [1.1]
Vocabulary 
Origin French: catéchisme.
Other spellings 

Updated on 2020/07/31