| Entry | 1 karitosy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitambaran' ny bala sy ny fitoerany ary ny kapisily mandrehitra ny vanja raha voadona; katirijy
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Military |
| Synonyms | 5 katirijy |
| Anagrams | karitosy, 6 torisika, 7 tsy akory, tsy ... akory |
| Updated on 2025/11/21 |
|