Entry | 1 Karemy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana [1.1] |
Explanations in English |
4 Lent [1.7] |
Explanations in French |
5 Carême [1.3] |
Vocabulary | 6 Religion and Liturgy |
Anagrams | 7 Karemy, 8 marike, 9 meraky, 10 merika, 11 mikera, 12 mireka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |