| Entry | 1 karbônina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany) [1.1] |
| Explanations in French |
4 carbone [1.13] |
| All compound words | 5 3 combinations of this word |
| Vocabulary | 6 Chemistry |
| Analogs | 7 C |
| Updated on 2025/10/08 |
|