|
|
|
|

Entry1  karnina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany). [1.1]
Explanations in French  4 carbone. [1.13]
Vocabulary  5  Chemistry
Analogs  6  c
All compound words  7  3 combinations of this word

Updated on 2025/11/09