|
|
|
|

Entry1  karatoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1]
Explanations in French  4 loquet [1.3]

Anagrams  5 akatroka, 6 akotràka, karatoka, 7 katraoka, 8 korataka, 9 takaroka

Updated on 2025/09/12