|
|
|
|

Entry1  karate
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fomba fiady avy any Japan tsy mampiasa afa-tsy ny tanana sy ny tongotra raha mamely na miaro tena [1.1]
Vocabulary  4  Sports

Anagrams  5 atrake, 6 atreka, 7 etraka, karate, 8 raketa, 9 retaka, 10 teraka, 11 treaka

Updated on 2025/09/12