| Entry | 1 karananga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] Karazana katsaka izay maro karazana ny volon' ny voany amin' ny babiny iray, fa misy fotsy, mavo, mena
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Botany: grass |
| Anagrams | karananga, 5 karangana |
| Updated on 2026/02/04 |
|