| Entry | 1 karakaraina |
| Root | 2 karakara |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be cared for [1.7] |
| Explanations in French |
6 dont on a soin [1.8] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 ikarakarana, 12 irakarakana, 13 karakaraina, 14 rakarakaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|