| Entry | 1 kaporaly |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila antanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kaporaly-sefo amboniny sy ny miaramila kilasy voalohany; mitovy laharana amin' ny quartier-maître faharoa amin' ny tafika an-dranomasina |
| Explanations in English |
4 [1.7] a corporal |
| Explanations in French |
5 [1.8] caporal |
| All compound words |
|
| Vocabulary | 7 Military |
| Updated on 2025/09/12 |
|