|
|
|
|

Entry1  kapoly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hazo madinidinika mahatratra roa metatra sy sasany ny halavany, izay ahazoana ditiny mandronono fotsy mety mivaingana ary azo nifisana ho toy ny tady kely [Taisaka, Tandroy, Tsimihety]
Vocabulary  4  Botany: tree

Anagrams  5 kapoly, 6 kolipa, 7 Pikola, 8 piloka

Updated on 2025/09/12