Entry kapisily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra kely mandrehitra ny vanja amin'ny sofim-basy raha donina, ka mampipoaka ny bala [1.1]
Vocabulary 
Origin French: capsule.

Entry kapisily
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana ilay vy kely boribory atao saron' ny tavoahangy sasantsasany [1.1]
Origin French: capsule.

Updated on 2020/07/31