Entry kapika
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka, Tambahoaka] sokatra [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry kapika
Part of speech noun
Malagasy definition Voanjombazaha [Rajemisa 1985]
 voanjo lava [SLP 1986]
French definition arachide, pistache, cacahuète [SLP 1986]
  [Bara] (de mpika ou pika, onomatopée, bruit que fait la coque du fruit quand on l'écrase). Arachis hypogaea L. (Fabaceae). L'arachide, plante cultivée pour ses graines riches en matière grasse ; aliment et matière première d'huilerie. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Arachis hypogaea
Synonyms kapiky ~ voanjo katra ~ voanjom-bazaha ~ voanjopika
Analogues  voanjolava
Examples 
1Mamboly ary mamokatra kapika ny mpamboly. [FOFAFIPE: Haivola, page 42]
2Ny kabaro sy ny hasy kosa, ary ny kapika sy ny voanemba indraindray no fivarotra. [Razafiarivony: Harivolana, page 59]

2019/08/17