| Entry | 1 kaoperativa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikambanan' olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany mba hananganana zava-mamokatra iray, ka miara-manana na miombona koa amin' ny vokatra azo [1.1] |
| Vocabulary | 4 Economy: trade |
| Anagrams | 5 kaoperativa, 6 voaparitake |
| Updated on 2025/09/12 |
|