Entry kaomisera
Part of speech noun
Malagasy definition Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: commissaire.
Other spellings 
Examples Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [Andraina: I Vola, page 47]

2014/10/21