Entry kanakana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala, Tanosy] ganagana [Rakotosaona 1972]
   Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [Rajemisa 1985]
English definition   a tame duck [Hallanger 1973]
French definition   cane, canard domestique [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Synonyms   gana ~ ganagana ~ vorombazaha

Updated on 2013/01/08