|
|
|
|

Entry1  kamby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 nofotra mitsiry akoatra ny tokony ho izy amin'ny tenan'ny olombelona: Misy kamby ty taña i ajajay. [Tandroy] [1.78]

Anagrams  4 kamby, 5 kimba

Updated on 2025/11/11