|
|
|
|

Entry1  kamambe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Betsileo] valindrihana, volotsangana fanao amin'ny rihana: Ataovo añe ambony kamamba añe ny voanjo fa maiña ny andro (Ataovo any ambony valindrihana any ny voanjo ny maina ny andro) [1.78]

Updated on 2026/02/04