| Entry | 1 kalisy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Kapoaka ampiasain' ny Pretra hasiana divay amin' ny sorona masin' ny lamesa (katolika)
4 Kapoaka misy ny divay sotroina amin' ny fanasan' ny Tompo (protestanta) [1.1] |
| Vocabulary | 5 Religion and Liturgy |
| Anagrams | 6 kalisy, 7 kilasy, 8 kisaly, 9 lakisy, Lakisy |
| Updated on 2025/11/20 |
|