| Entry | 1 kalapia |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 trondro vaovao izay vao niditra teto madagasikara antsoina hoe: tilapia: tsy milefa kalamake ahay (tsy mitsoaka amin'ny kabary izahay fa arosoy eo) [Tanala]
[1.78] |
| Vocabulary | 4 Zoology: fishes |
| Updated on 2025/09/12 |
|