Entry kakao
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. (Carangidae). [David 1952 (takila K)]
Vocabulary 
Scientific name Carangidae

Entry kakao
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao. Ireo voa ireo, izay ao anatina voa lehibe, dia totoina ka rehefa afaka ny menaka aminy dia ahazoana vovoka mania mena anaovana ilay zavapisotro fantatra amin' ny anarana hoe kakao. Raha endasina kosa indray ireo voany madinidinika ire o, nefa tsy alana ny menaka ao aminy, ka totoina, dia ahazoana fetafeta mania mena volomparasy izay mihamafy ka anaovana ny sokolà [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Origin French: cacao.

Entry kakao (kaka)
Part of speech imperative of passive verb kakàna [full list]
Examples Kakao ao ambanin' ny vata [Rajemisa 1985]

2017/03/10