| Entry (1/2) | 1 kakajo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 hazo na tapa-kazo: kakajo diana am-potaka: dina ny vodine mitranga ny lohane, ka diana ny lohane, mitringa ny vodiny (hazo hitsahina am-potaka ka tsindriana ny lohany, miainga ny vodiny)
[Tanala]
[1.78] |
| Entry (2/2) | 4 kakajo |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 tilikambo
[Bara]
[1.78] |
| Updated on 2025/11/17 |
|