|
|
|
|

Entry1  kakabemaso
Elementary words  2 kaka, 3 be, 4 maso
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa
7 Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1]
Examples  8  Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335#]
Vocabulary  9  Zoology: invertebrates
Synonyms  10 kakabenify, lolompaty

Updated on 2025/09/12