| Entry | 1 kajina |
| Root | 2 kajy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tandremana, kolokoloina: Kajio tsara ny fihavanana, rankizy!
5 Kalina: Kajiny aoka izany ny sorany rehefa manoratra izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 10 anjaky, 11 anjika, 12 Ikanja, 13 Jakina, kajina, 14 kianja, Kianja, 15 kijana |
| Updated on 2025/11/27 |
|