|
|
|
|

Entry1  kaikerina
Root  2 kaikitra
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Ketohina amin' ny nify: Nokekerin' ilay saka ratsy iny ny tanan-janako.
5 Tsindronina: Nokaikerin' ny moka ny handriko.
6 Hanina: Kekerin' ny olitra mafy aho izany.
7 Raisina amin' ny nify: Raha tsy voavaha amin' ny tanana, kekero ho afaka io tady io. [1.1]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12 kekerina
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02