Entry kada
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy [1.1]
Explanations in French Cadenas [1.3]
Origin French: cadenas.
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31