Entry kaboke
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sakalava] Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony [Rajemisa 1985]

Entry kaboke
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sakalava] Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry kaboke
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] karazan-kazo ahazoana dity [Rakotosaona 1972]

2013/01/06