| Entry | 1 jompo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-trondro lehibe tsara hena, nefa tsy mba azo mainina loatra. (Manatody any an-dranomasina mandritra ny hefarana na hadimiana ny zompona rehefa tsinam-bolana) (Mugil macrole-Pis)
[Sakalava]
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Zoology: fishes |
| Synonyms | 5 zompona |
| Updated on 2025/09/12 |
|