|
|
|
|

Entry1  jofoana
Root  2 jofo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
5 Ianjerana, iantontana
6 Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11 jofoina

Anagrams  12 afonjao, 13 jofoana

Updated on 2025/09/12