| Entry | 1 jipy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fiarakodia miaramila tany am-boalohany, afaka mandeha amin' izay tian-kaleha, ampiasaina amin' ny tany miady raha nisy zavatra na toe-javatra tian-kozahana na vaovao tian-koentina
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a Jeep military vehicule
[3.1] 5 Une jeep (véhicule militaire) [3.1] |
| Vocabulary | 6 Transportation 7 Military |
| Updated on 2025/10/18 |
|