| Entry | 1 jiodo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazana tolona sy ady totohondry miharo, japoney, izay efa miely hatraizahatraiza ankehitriny, miompana amin' ny fahakingana sy ny fahatsiarovan-tena matselaka ka sady fampiasam-batana fatratra no fiarovan-tena mahomby raha misy mamely
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Sports |
| Updated on 2025/09/12 |
|