| Entry | 1 jinjaina |
| Root | 2 jinja |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso.
5 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be reaped, to be cut down.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on coupe, qu'on moissonne.
[1.3#296, 1.8] 8 qu'on récolte. [1.3#296] |
| Examples |
9 Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina.
[2.508]
10 Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 15 jinjana |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 17 ijinjana, 18 jinjaina, 19 njainjay |
| Updated on 2025/11/02 |
|