Entry jihitra
Part of speech adjective
Malagasy definition Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
Mitovy hevitra: dangy ~ fohatra ~ jingy
¶ Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [Rajemisa 1985]
English definition dead; numb from cold [Hallanger 1973]
French definition mort; engourdi par le froid [Hallanger 1974]

Updated on 2013/01/01