|
|
|
|

Entry1  jendana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 gaga, talanjona: Jendan-draha mitohy telo ndré tsy voanjom-bajaha (gagan'ny zavatra in-telo mitohy nefa tsy voanjom-bazaha) [Tanala] [1.78]
Synonyms  4 jenda

Updated on 2025/09/12