Entry jefy
Part of speech adjective
Malagasy definition Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms jefijefy

Updated on 2020/07/31