Entry jaroboka (roboka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2010/01/10