| Entry | 1 japina |
| Root | 2 japy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 ihazakazahana taingenana eny am-pandehanana:
5 Nojapiny ilay fiarambahoaka, nefa tsy nahatana tsara ny varavarana ny tanany ka nianjera nitsirara izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | japina, 10 pianja |
| Updated on 2025/11/17 |
|