| Entry | 1 janjanana |
| Root | 2 janjana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asiana, velezina mafy:
5 Nojanjanan' ilay mpikapa hazo ny famaky ny vatan-kinininaka tapaka hentitra tery 6 Atao vita tsara: 7 Nojanjanako ilay fanadinana ka afaka aho ary nahazo laharana ambony [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|