|
|
|
|

Entry1 jamaikanina
Part of speech  2 noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina
Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1]
Explanations in English  4 jamaican [3.1]
Explanations in French  5 jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1]
Vocabulary  6 Geography: countries, people
Analogs  7 jamaika, 8 jamaika

Anagrams  9 jamaikanina, 10 mijananaika

Updated on 2025/11/02