| Entry (1/2) | 1 izarana |
| Root | 2 zara |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in French |
[1.3#868] |
| Examples |
4 Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina.
[2.472]
5 Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245#155] |
| Morphology |
|
| All compound words | 10 tsy izaran' ny olona henamaso |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 12 izarana |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in French |
14 cimetière des ministres sakalava
[Tankarana]
[1.19] |
| Anagrams | 15 azarina, 16 izarana, 17 zairana, 18 zaraina |
| Updated on 2025/11/09 |
|